Hisaoranay anie ny Anaran'ny Tompo

Fiv.: Hisaoranay anie ny Anaran'ny Tompo 
Aleloia. Aleloia.

1. Ankehitriny sy mandrakizay 
Aleloia. Aleloia.
2. Voninahitra anie ho an'ny Ray
Sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina.

 

Nampiditra hery
Ankalazao ny Tompo p. 19
Fihirana Hasina p. 486
Vavaka sy Hira p. 456
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092