Trinite Masina ô

Fiv.: Trinite Masina ô, mitsaoka Anao izahay 

1. Voninahitra anie ho an'ny Ray
'Zay nahary ny tany aman-danitra ô. 

2, Voninahitra anie ho an'ny Zanaka 
'Zay nijaly sy maty ho anay.

3. Voninahitra ho an'ny Fanahy 
Mpankahery ny fanahinay.

4. Voninahitra ho an'Andriamanitra 
Dera, haja, ao amin'ny Trinite.

Nampiditra hery
Fihirana Hasina p. 735
Vavaka sy Hira p. 456
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0119